Friday, January 2, 2009

Tapeworms More Condition_symptoms

good reasons for not starting

- Hody ve Dia Akia ndry? Tsy Tamana? Sns sns
--- ......
- Tsy aleo ndry mijanona? Hody dia haninona nefa? Tsisy avenir retsy any dago a!
Eto ndry mihaina tsara! raha vola no mahaory andry, manaova bevohoka, vao 7ème mois ny kibondry dia mahazo 750euros ndry...
--- question question question
- Sady izay rehefa teraka ndry mahazo fanampiana avy @ la CAF! fiainana be fotsiny! manao déclaration parent isolé ndry dia vao maika mitombo ny fanampiana azondry.
--- rolleyes
- Dago ve akia, tsss na ny resaka fahasalamana aza tsy ao mihitsy, aty ndry misy sécu, hafa ihany, ny dokotera @io sady mahay tsara.
--- ....
- Aty ndry miteraka ndry he ephah velona telo e, TSY mieritreritra miasa izany! sady @ io mahazo aide logement! Aiza ndry any Madagasikara no ahita an'izany?
Sady taratasy no secret fikarakarana mahatsiravina andry vao miteraka ndry he mahazo taratasy.
Raha za indry he izany no atao, TSY mila miasa tsony moa Shhh fianarana izany hitondra inona Aiza ho E! Lany andro mianatra fa TSY ahita poste hifanaraka @ diplaomandry mihitsy ndry Aty, ndry TSY vazaha ho na na oviana oviana ...
--- exclaim exclaim exclaim
- Na Koa akia manambadia A! tonga he vazaha Alaina, na Manana taratasy gasy, he mba ol E! be sosy Alaina Haka ihany ve dia retsy haka ol mitrongo vao Homan? Tsy mila Miasa intsony ndry, lehilahy Be Be mitady vady Ireo dia tsy dia na Ahitea ve ndry iray aza?
Fa na izany aza, ny gasy lehilahy aloha Misy mahatsiravina ihany e! bof Izay tiandry alaina e! Izay Vonona ny hanao Fety Foan, mamorona Fety koa aza moa vao atao maika mariazy!





Tsy hoe Misy mihitsy hiteraka for his hiteraka hiteraka sy tsy mba ho Velona intsony HIAS, hanao bevohoka unfortunate for 750 euros .... Tsisy Resaka mihitsy ny zaza avenir'ilay his Velona @ moa ny zaza Foan nono? rolleyes . Tsy hoe Misy ahoana fianarany ny, ahoana éducation ny-ny, Inon hotafiany mba sy in hohaniny hitovian'ny @ zana-bahoaka? Ve gaga day raha lasa "voyous sy Voyelles" Ilay zaza and avy? Terakado IZY days efa fanjakana in mamelonar Azy, rehefa lehibe IZY Alika ka lasa zaza days in Mbola fanjakana ihany responsable (éducateurs e! assistant sociale e! toerana spécialisé e! rmi Satria tsisy wing sns day farany cercle vicieux lasa, ny and ihany and on).

Day gaga ve betsaka raha ny divorce Satria on whether marie pour des mauvaises raisons? Eny and! Mety haharitra ihany hoe raha ny Mbola mijanona harenan'ingahy rainy (mariage of raison Manko matetika maharitra rehefa Mbola raison'ilay mariazy and ny).

Day gaga ve raha ny tsy mivoatra mihitsy fiainana Satria tsy ny Saina miova sy tsy mivoatra mihitsy?



Anyway, my rant earlier this year

0 comments:

Post a Comment