It is de rigueur this time of year. Is not it? :-)
Hafahafa ho aho ny tontolon'izy Iny
Zakaranda mipoapoaka
Fonfon-tany mando No mba tiany
Rehefa volana oktobra
Orana mitendry ny fanitso
Izay No hira tiany indrindra
Ilay masoandro mody hamonjy ampitso
Sinemany takariva
Izy tsy Nanao kahie of Soven
Ilay alef mandehandeha
Tsy nanangona sarina mpihira
Hatao peta-drindrina
Nampatahotra azy ny bal amin’ny alina
Tabataba matimaty jiro
Mampanonofy ratsy, nofinofy adala
Na maraina aza tsy adino
Rojo volafotsy tefin-karana
Tazako eo an-tratrany
Io no nanome ahy hazavana
Fantatro ny anarany
Lasa bitsibitsiko isan’andro
Rehefa izay mba mifanena
Lasa hirahirako atoandro
Nofiko hadiva haraina
Fa nitoetra teo iny fitiavako iny
TSY nisy Resa mba-be
Arahaba iray, tsiky no nidify He Samy numb nandeha
Samy mba ny nanohy eritreriny any
Mrs azy aloha TSY fantatro
Fa ny ahy niova Hira ihany
izay Asa raha tsapany
Hafahafa tontolon'izy iny ny ho Aho
Zakaranda mipoapoaka
Fonfon Mando-tany numb tiako
Rehefa volana Oktobra
0 comments:
Post a Comment